tkg_mat_text_reg/24/23.txt

1 line
313 B
Plaintext

\v 23 Fa raha misy olo mizàka anareo hoe: " Ity ilay Kristy na, ' iry ilay Kristy da ka mino anizà. \v 24 Fa gne Kristy sandoky sy gne mpaminagny sandoky ha ho avy ary hampiseho famantara zakabe sy mahagaga, mba hamitaky, raha azo atao, eka fa na gne olom-boafidy. \v 25 Efa nozakaiko anareo mialohan'gne fotoa.