tkg_mat_text_reg/24/19.txt

1 line
434 B
Plaintext

\v 19 Fa loza ho anè bevoky sy gne mpampinono amin'izà andro izà! \v 20 Mivavaha mba tsy ho amè ririnina na amè Sabata gne hitranga gne fandosiranareo. \v 21 Fa hisy fahoria zakabe, izay tsy mbola nisy teo mihintsy hatrany am-piandohan'izao tontolo izao mandrak'ankehitriny, aeky, ary tsy hisy esana. \v 22 Raha tsy afohezy ireo andro ireo, da tsy hisy nofotry hovonjegny. Fa nohon'gne olom-boafidy, da hafohezy ireo andro ireo.