tkg_mat_text_reg/24/15.txt

1 line
405 B
Plaintext

\v 15 Noho izà, raha mahita gne fahavetavetan'gne fandravà anareo, izay nambaran'i Daniela mpaminagny, da hitsanga eo amè toeragny Masina anareo" ( aoky gne mpamaky hahatakatry), ' \v 16 Aoka indreo izay any Jodia handositry ho any an-tendrombohitry, \v 17 aoka izay ao an-tampon'gne tragno tsy hidigny hangala zavatry avy ao an-tragnony, \v 18 ary aoky izay any an-tsaha tsy hipody angala gne lambany.