tkg_mat_text_reg/23/34.txt

1 line
565 B
Plaintext

\v 34 Noho izà, Igny, magniraky mpaminagny sy olo-kendry ary mpanora-dalàna ho anareo Iao. Gne sasany amindreo da ho vonoinareo sy hofantsianareo; ary gne sasany ho vangonareo fiky ao amè synagoganareo ary handrôky anazy hiala ao an-tanà. \v 35 Gne vokatr'izà da hanody anareo gne rà marina izay nalatsaka teto an-tany, nanomboky tamè ràn'i Abela marina, ka hatramè ràn'i Zakaria zanak'i Barakia, izay novonoinareo teo anelanelan'gne fitoera masina sy gne alitara. \v 36 Ambarako marina aminareo, fa gne zavatry rehetra da ho tonga amin'ity taranaky ity.