tkg_mat_text_reg/23/29.txt

1 line
436 B
Plaintext

\v 29 Loza ho anareo, ry mpanora-dalàna sy Fariseo, mpihatsarambelatsy! Fa mambôtry gne koborin'gne mpaminany anareo ary mampiaingo gne koborin'gne olo marina. \v 30 Hoy anareo hoe: ' Raha niaigny tamè andronin'gne razambetsika isika, da tsy ho nandray anjara niaraky tamindreo tamè fandatsahana gne ràn'gne mpaminagny isika.' \v 31 Noho izà da mijoro vavolombelona amè tegnanareo anareo fa zanak'ireo izay namono gne mpaminagny.