tkg_mat_text_reg/23/27.txt

1 line
340 B
Plaintext

\v 27 Loza ho anareo, ry mpanora-dalàna sy Fariseo, mpihatsarambelatsy! Fa anareo da mitovy amè kobory voalalotry fotsy; izay tsara ivelany, fa gne ao agnatiny kosa da feno araka sy gne loto agnaby. \v 28 Mitovy amin'izà evakoa, ivelany anareo miseho ho marina eo amè olo, nefa gne ao agnatinareo da feno fihatsaram-belatsihy sy heloky.