tkg_mat_text_reg/16/27.txt

1 line
307 B
Plaintext

\v 27 Fa gne zanak'olo da ho avy amè voninahitry gne Rainy miaraka amin'ireo anjely. Avy eo Izy hamaly tsara gn'olo tsiraikiraiky arak'izay vitany. \v 28 Zakaiko aminareo maringy, fa misy sasany aminareo izay mijoro etoa gne ts hagnandra gne fahafatesa mandrapahitandreo gne Zanak'olo avy amè fanjakany.''