tkg_mat_text_reg/15/32.txt

1 line
561 B
Plaintext

\v 32 Niantso gne mpianatriny mba hagnato Anazy Jesosy ary nizaka hoe: "malahelo gne vahoky Iaho, satria efa telo andro sahady indreo gne nipetraky niaraky taminaha nefa tsy mana-sakafo. Tsy te handefa andreo tsy misakafo Iaho, fa mety ho himia egny an-dàla egny." \v 33 Hoy gne mpianatry Taminazy hoe: "aia gne hahitanay mofo sahaza sy ampy gne vahoky maro be ireo aty agn'efitry?" \v 34 Hoy Jesosy tamindreo hoe: " mofo firy gnagny aminareo?" Ary hoy indreo hoe: "fito, sy vily madiniky kidy."\v 35 Avy eo Jesosy nandidy gne vahoky mba hidoboky amigne tany.