tkg_mat_text_reg/14/15.txt

1 line
240 B
Plaintext

\v 15 Rehefa avy gn'hariva, da nagnato Anazy gne mpianatriny ary nizaka hoe: "ity da toera tsy misy rà, ary efa tapitry sahady gn'andro. Alefaso gne vahoky, mba hahafahandreo mandeha agny amigne tanà ary hividy hany ho anigne vatandreo."