tkg_mat_text_reg/13/29.txt

1 line
405 B
Plaintext

\v 29 Gne tompon-tany nizaka hoe: 'aeky. Satria raha magnobotry ireo ahabazà enareo, da mety hagnombotry gne vahatr'ireo vary miaraka am'ireo koa.\v 30 Avelay hiaraky hitsiry izy roy hatramigne fihilam-bary. Amigne fotoam-pilam-bary da hizaka amigne mpihila iaho hoe: ''alay aloha ireo ahi-dratsy ary fihezo tady maromaro mba hagnoroa anazy ireo, fa alagnono ao amigne fiom-piam-bokatry kosa ireo vary."