tkg_mat_text_reg/13/27.txt

1 line
310 B
Plaintext

\v 27 Avy gne mpanompone tompon-tany ary nizaka taminazy hoe: 'Tompoko, tsy namafy voa tsara tao amigne horakao me enao? Nagnino izy zao lasa misy voan'ahabazà?' \v 28 Hoy iz tamindreo hoe: 'nisy fahavalo nagnano an'izà.' Hoy ireo mpanompo taminazy hoe: 'da tianao me gne handiananay magnombotry enazy ireo?'