tkg_mat_text_reg/13/10.txt

1 line
395 B
Plaintext

\v 10 Tam'ireo mpianatry ary nizaka Jesosy hoe: ''nagnino Enao no miresaky am'ireo vahoky amign'alalanè fahoria?'' \v 11 Namaly Jesosy ary nizaka andreo hoe: Enareo gne nome tombony hahafantatry ireo raha-mifinigne fanjakanè lagnitry, fa ho andreo da tsy nomè enizà. \v 12 Satria na ia na ia mana, da ho zakabe gne homè. Fa na ia na ia kosa tsy mana, na ia hanagnany aza da ho alà aminazy.