tkg_mat_text_reg/13/03.txt

1 line
507 B
Plaintext

\v 3 Avy teo Jesosy nizaka raha maro tamindreo tamign'alalanè fagnohara. Hoy Izy hoe: ''igny, nisy mpamboly raiky nandeha nizotso hamafy voany. \v 4 Raha izy namafy igny, da nisy voany sasany latsaky t'amoron-dala, ary tonga ireo voro tonga da nihina. \v 5 Gne voa hafa ndray da latsaky tamigne tany be vato, izay tsy nahazoanigne nofon-tany tsara. Tsy nisy fisalasala tonga da nitsiry, satria tsy laly gne tany.\v 6 Fa rehefa niboda gne masoandro, da maigne izy, satria tsy nisy vahatriny, ary da nalazo.