tkg_mat_text_reg/12/42.txt

1 line
249 B
Plaintext

\v 42 Gne mpanjakany gn'atsimo da hiara-hitsanga am'ireo lelahin'ity taranaka ity amign'andronè fitsarana ary hagnameloky izà. Tonga avy agny amigne faranè tany izy mba hiteno gne fahendren'i Salomona, ary igny misy olo zakabe noho Solomona etoa.