tkg_mat_text_reg/09/27.txt

1 line
337 B
Plaintext

\v 27 Ary raha niala teo Jesosy, da nisy jamba roy lahy nagnaraky Enazy. Tsy nizano indreo gne nangaiky hoe: ''mamindrà fo aminay, ry zanak'i Davida!'' \v 28 Rehefa avy tao an-tragno Jesosy, da nagnato Anazy ireo jamba. Hoy Jesosy tamindreo hoe: ''mino enareo fa mahay magnano an'izà Iaho?'' Da hoy indreo taminazy hoe: ''eka, Tompo.''