tkg_mat_text_reg/09/20.txt

1 line
428 B
Plaintext

\v 20 Indro, nisy viavy izay efa nandeha fotoaha nandritry gne roy ambin'ny folo tao, nandeha tao afaran'i Jesosy ary nikasiky gne moron'ankanjony. \v 21 Fa hoy izy tamigne tegnany hoe: ''raha maha voakasiky gne lambany fotsiny iaho, da ho sitragny.'' \v 22 Fa nitodika Jesosy ka nahita anazy, da nizaka hoe: ''ry zanako viavy, mahereza; gne finoanao gne nahasitragny anao.'' Ary sitragny io viavy io nanomboky tamin'io lera io.