tkg_mat_text_reg/09/03.txt

1 line
531 B
Plaintext

\v 3 Indro, gne sasany tamigne mpanora-dalagna nagnano anampo hoe: ''mizaka ratsy io lelahy io.'' \v 4 Fantatr'i Jesosy gn'eritreritrindreo ary nizaka hoe: ''nagnino enareo mieritreri-dratsy ao am-ponareo? \v 5 Fa ia gne moramora kokoa gne mizaka anazy hoe: 'voavela gne helokao,' sa gne mizaka hoe: 'mitsangàna da mandehana? \v 6 Fa mba ho fantatrareo fa gne zanak'olo da mana fahefa hamela heloky ambonin'ny tany etoa,...''hoy Izy tamin'ilay paralysisa hoe: ''mitsangana, batay gne fandrianao, ary mandehana agny an-tragnonao.''