tkg_mat_text_reg/08/33.txt

1 line
326 B
Plaintext

\v 33 Ireo izay nikarakara ireo kosoa da niazakazaky ary nandeha amigne tanà indreo ary nitatitry gne raha aby, ary indrindra izay nitranga tamigne rahalahy izay nofihezine devoly. \v 34 Igny, nivoky gne tao an-tanàgna rehetra mba hihaogny amin'i Jesosy. Rehefa hitandreo Izy, da nangataka Anazy mba hiala gne faritanindreo.