tkg_mat_text_reg/08/28.txt

1 line
451 B
Plaintext

\v 28 Rehefa avy tegny ampita sy tao amigne tanànè Gadarenesa Jesosy, da nisy lehilahy roy izay nofiheziny gne devoly nifakanendriky Taminazy. indreo da nivoky avy agny anin'ireo kobory ary tena mahery fihetsiky, noho izà da tsy nisy mpandeha afaky nandalo an'izà lala izà. \v 29 Igny, nikoritsaky mafy indreo ary nagnano hoe: ''moa mpifagnino itsika sy Enao, ry Zanake Zagnahary? Avy etoa me enao ampihorohoro anay alohanigne fotoa voatondro?''