tkg_mat_text_reg/08/14.txt

1 line
245 B
Plaintext

\v 14 Rehefa nihiditry tao amigne tragnon'i Petera Jesosy, da nahita gne rafozam-bavin'i Petera natory nararinè tazo Izy. \v 15 Nokasian'i Jesosy gne tagnany, ary ary niala taminazy gne tazo. Da nitsanga izy ary nanomboky nandroso sakafo Anazy.