tkg_mat_text_reg/07/21.txt

1 line
502 B
Plaintext

\v 21 Tsy gn'olo aby izay mizaka aminah hoe: 'Tompo, Tompo,' da hiditry gne fanjakany gne lagnitry, fa gne magnano gne sitrampony gne Raiko izay agny an-dagnitry evao. \v 22 Maro gn'olo hizaka aminah amin'izà andro izà hoe: ' Tompo, Tompo, tsy efa naminany tamigne agnaranao me iahay, tsy efa namoky devoly tamign'agnaranao, ary nagnano asa zakabe tamign'agnaranao? \v 23 Avy eo Iaho agnambara amindreo ampahibemaso hoe: ' tsy nahafantatry anareo mihitsy Iaho! Melà lavitry Anaha, ry mpagnano ratsy!