tkg_mat_text_reg/07/15.txt

1 line
384 B
Plaintext

\v 15 Mitandrema amin'ireo mpaminay sandoky, izay magnato anareo amigne fisikinane lamban'ondry nefa amboady tena mpihaza.\v 16 Amign'alalanè voany gne hahafantaranareo andreo. Mihila valoboky egny amigne raha maragnitry me gn'olo, na koa aviavy egny amigne songosongo? \v 17 Mitovy am'izà gne hazo tsara rehetra da mamokatry voany tsara, fa gne hazo ratsy da mamokatry hazo ratsy.