tkg_mat_text_reg/07/07.txt

1 line
358 B
Plaintext

\v 7 Mangata, da ome anareo izà. Mitadiava, da hahita enareo. Pepeo, fa hisokatry ho anareo izà. \v 8 Fa izay rehetra mangaka, da mahazo; gne mitadia koa, da mahita; ary ho ane gn'olo mipaipaiky, da hosokafa. \v 9 Sa ia aminareo, raha angatahany gne zanany mofo, da vato gnatolotriny anazy? \v 10 Na koa raha nangatahiny vily, da bibilava gne nomeny enazy.