tkg_mat_text_reg/02/11.txt

1 line
389 B
Plaintext

\v 11 Niditry tao amin'ilay tragno indreo ary nahita gne zaza niaraky tamin'i Maria reniny. Nandoaliky sy dera azy indreo. nanokatry gne fipetrahan-karena indreo ary nanolotry fagnomeza volamena, hodikazo magnitry, ary ranomagnitry ho anazy.\v 12 Nampitandrigny andreo tamigne nofo Zagnahary mba tsy hiverigny agny amin'i Heroda, ka lalana hafa no nandehanandreo namonjy gne fireneny aby.