tkg_mat_text_reg/01/15.txt

1 line
500 B
Plaintext

\v 15 Elihoda no iaban'i Eliazara, Eliazara no iaban'i Matana, ary Matana no iaban'i Jakoba. \v 16 Jakoba no iaban'i Josefa izay vadin'i Maria, gne niteraky an'i Jesosy, izay nangia hoe Kristy. \v 17 Gne taranaky aby manomboky amin'i Abrahama ka hatrany amin'i Davida da taranaky efatra ambiny folo, manomboky amin'i Davida ka hatramigne fandroaha ho agny Babylona da taranaky efetra ambiny folo, ary manomboky amè fandroaha ho agny Babylone ka hatramè amin'i Kristy da taranaky efatra ambiny folo.