tkg_mat_text_reg/01/12.txt

1 line
281 B
Plaintext

\v 12 Taorianè fandroaha ho anè Babylona, da Jekonia no iaban'i Sealtiela no razan'i Zerobabela. \v 13 Zerobabela no iaban'i Abihoda, Abihoda no iaban'i Eliakima, ary Eliakima no iaban'i Azora. \v 14 Azora no iaban'i Zadoka, Zadoka no iaban'i Akima, ary Akima no iaban'i Elihoda.