\v 14 \v 15 Ary raha misy mizàka an'izà amè governora, iahay da hampagneky anazy ka hagnano izay tsy hampagnino anareo. Da nandray gne vola izy sady nagnano araky gne zakà nomeny anazy.