\v 24 Kanefa rehefa naharè izà fahagaga izà gne Fariseo, da hoy indreo hoe: ''Io lelahy io da tsy mamoky devoly raha-tsy amign'agnaran'i Belzeboba, lehibenè devoly.'' \v 25 Kanefa fantatr'i Jesosy gn'eritreritr'indreo ka nizaka andreo izy hoe: ''Gne fanjaka miady an-dragno aby da tsy haharitry, ary gne tanà na gne tragno aby miady an-dragno da ho rava.