\v 14 Avy eo nagnato Anazy gne mpianatr'i Jaona ka nizaka hoe: ''Nagnino iahay sy ireo Fariseo no mifady hany matetiky, fa gne mpianatrao da tsy mifady?'' \v 15 Hoy Jesosy tamindreo hoe: ''Mety alahelo gne havanigne mpmpakatra, raha mbola miaraky eo amindreo gne mpampakatry? Fa ho avy gn'andro angala gne mpampakatra eo amindreo, da am'izay indreo va hifady haniny.