\v 21 Raiky hafa tamin'ireo mpianatriny nizaka taminazy hoe: ''Tompo, avelay eky iaho andeha ary andevy gne raiko.'' \v 22 Fa hoy Jesosy taminazy hoe: ''Magnaraha Anah, ary avelay gne maty andevy gne maty ao aminazy.''