\v 16 Rehefa avy gn'hariva , da maro ireo nofiheziny gne devoly nindesiny gn'olo teo amin'i Jesosy. Nandroky ireo fagnahy tamigne zaka Izy ary nagnasitragny gne narary aby. \v 17 AkoizĂ  gne nahatanteraky izay nambara tamin'Isaia mpaminany, nagnano hoe: ''Izy tegnany nangala gne faharariantsika sy nitondra ireo aretitsika.''