\v 7 Ary nangaiky moramora ireo lelahyanam-pahalalana iHeroda mba hagnotany andreo mazava tsara gne fotoa niboahan'ilay kinta. \v 8 Nalefany tagny Betlehema indreo, magnano hoe: ''Mandehana ary fantaro tsara gn'amin'ilay zaza. Rehefa hitareoizy, da ampizakay iaho, mba hahafahako mandeha agny evao ka hidera anazy.''