\v 8 Da niala nalaky tamè kobory indreo sady natatry gne faly lôtry evakoa, da nihazakazaky hizàka tamè mpianatry. \v 9 Ary io i Jesosy nifakatendriky taminazy ka nizàka hoe: " Akoraby!" Ary indreo nagnato, da nitaha gne tombony da nandohaliky sy nidera Anazy. \v 10 Hoy Jesosy taminazy : " Ka matatry, fa mandehana, ka mizàka amin'ireo rahalahiko mba hiala ka hihazo an'i Galilia. Agny gne haitandreo Anah."