\v 26 Noho izĂ , ka malia andreo, fa tsy hisy tako izay tsy miboda, ary raha-mifiny izay tsy ho fantatry. \v 27 Izay zakaiko anareo ao amigne mizy, da zakay amign'andro mazava, ary vitsikitsika renareo amigne sofinareo, da torio egny ambony tafin-tragno.