\v 2 Itoa aby gnagnaran'ireo apostoly roy ambiny folo. Gne volohany, Simona (izay angia evakoa hoe Petera), ary Andreo rahalahany; Jakoba zanaka lelahin'i Zebede, sy Jaona rahalahiny; \v 3 Filipo, sy Barteleomy; Tomasy, sy Matio ilay mpandagno hetra; Jakoba zanaka lelahin'i Aalfeosy, sy Tadeosy; \v 4 Simona ilay Zelota, ary Jodasy Iskariota, ilay hamadiky Enazy.