\v 19 Homeko anareo gne fagnalahidinè fanjakanè lagnitry. ''Na ino na ino fehezinao eto amboninè tany da ho fehezy agny an-danitry ary na ino na ino vahanao ety an-tany da ho vahana any an-danitra.''\v 20 Avy eo Jesosy nandidy gne mpiatriny fa indreo da tsy tokony hizaka na amin'iza na amin'iza fa Izy no Kristy.