\v 13 Fa gne mpaminany aby sy gne lalàgna da efa naminany hatram'i Jaona; \v 14 ary raha ekenareo gne hagneky enizà, da Izy no Elia gne mbola ho avy. \v 15 Gne mana sofy hindesy miteno, da aok'izy iteno