\v 35 Nandeha nitety ireo tanĂ -zakabe sy gne vohitry aby Jesosy. Nanohy nampianatry tam'ireo synagogandreo Izy, nitory gne filazantsara ny gne fanjaka, nagnasitragny gne karazan'arety maro sy karaza fahoria aby. \v 36 Rehefa nahita gne vahoky Izy, da nana fahadiovam-po tam'ireo, satria nisalasa sy kivy indreo. Akoign'ondry sy misy mpiandry indreo.