\v 27 Ary raha niala teo Jesosy, da nisy jamba roy lahy nagnaraky Enazy. Tsy nizano indreo gne nangaiky hoe: ''MamindrĂ  fo aminay, ry zanak'i Davida!'' \v 28 Rehefa avy tao an-tragno Jesosy, da nagnato Anazy ireo jamba. Hoy Jesosy tamindreo hoe: ''Mino enareo fa mahay magnano an'izĂ  Iaho?'' Da hoy indreo taminazy hoe: ''Eka, Tompo.''