\v 20 Indro, nisy viavy izay efa nandeha fotoaha nandritry gne roy ambin'ny folo tao, nandeha tao afaran'i Jesosy ary nikasiky gne moron'ankanjony. \v 21 Fa hoy izy tamigne tegnany hoe: ''Raha maha voakasiky gne lambany fotsiny iaho, da ho sitragny.'' \v 22 Fa nitodika Jesosy ka nahita anazy, da nizaka hoe: ''Ry ry zanako viavy, mahereza; gne finoanao gne nahasitragny anao.'' Ary sitragny io viavy io nanomboky tamin'io lera io.