\v 16 Fa sambatry gne masonareo, satria mahita; ary gne sofinareo, satria mandre. \v 17 Zakaiko marigny aminareo fa mpaminany sy olo-marigny maro no nagniry gne hahita gne raha izay hitanareo, kanefa tsy nahita sn'ireo. Nagniry gne niteno ireo raha izay renareo indreo, kanefa tsy nahare an'ireo.