\v 7 Nilatsaky tamigne fatsy ireo voany hafa.\v 8 Gne voany hafa milatsaky tamigne tany tsara ary nanagnisiky voany, gne sasany amboniny gne zato, gne sasany enim-polo, ary gne sasany telo-polo. \v 9 Gne mana sofy oka izy iteno.''