\v 11 rehefa nahazo izà izy, da nimenimeny tamè tompon-tragno ka nagnano hoe: "\v 12 Indreo farany ireo da niasa ora raiky avao, kanefa naninao mitovy aminay, izay niaritry gn'avalà sy gne hain'andro."