Fa i Jaona da tsy mety hihina mofo na hinitrano dovay, da hoy indreo hoe: 'Mana devoly izy.' Gne zanak'Olo da avy ihina sy hinindrano ka hoy indreo hoe: 'Iteo, lehilahy mahalany kany sy mamo lava izy, naman'ireo mpamory hetra sy ireo mpanota!' Fa gne fahendrè da voamarigny tam'ireo asany.''