\v 1 Avy eo Jesosy notarihinè Fagahy ho avy agn'efitry mba halain'i devoly fagnahy. \v 2 Rehefa avy nifady hanina efapolo andro sy efapolo alina Izy, da mosarè. \v 3 Nagnato gne mpaka fagnahy ka nizaka taminazy hoe: ''Raha Zanake Zagnahary Enao, da zakay ho tonga mofo ireto vato ireto. \v 4 '' Fa Jesosy namaly ka nagnano taminazy hoe: ''Voasoratra hoe: 'Tsy gne mofo avao gne hivelomanè gn'olo fa zaka avokine vavanè Zagnary.'''