\v 1 \v 2 Laha narandray gn'andro, gne lohan'gne mpisorogny aby sy gne loholona da nitadia hevitry hiampangà an'i Jesosy mba hamonoa anazy. Ary raha nofeheziny izy, da nindesiny ka nomeny an'i Pilato governora.