\v 26 Da niankohoky teo anatrehany ilay mpagnompo ka nagnano hoe: " Tompoko, omeo andro iao, fa haloako gne anao rehetra. \v 27 Ary gne tompon'izà mpagnompo izà da nangoraky anazy ka namela anazy sady namoy gne trosa taminy.