auto save
This commit is contained in:
parent
c9e8eb86fa
commit
ff1af24576
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Azonareo evao me izà raha aby zà? Hoy ireo mpianatriny taminazy hoe: "Eka." Avy eo Jesosy nizaka tamindreo hoe: "Noho izà, gne mpanora-dalàgna aby izay lasa mpianatry eo amigne fanjakane lagnitry da akoigne lelahy tompon-tragno raiky, izay magnavoky gne raha efa antitry sy gne raha vaovao avy amignehareny." Avy eo rehefa nahavita gne fagnohara Jesosy, da niala tam'izà toera izà Izy.
|
||||
\v 51 Azonareo evao me izà raha aby zà? Hoy ireo mpianatriny taminazy hoe: "Eka." \v 52 Avy eo Jesosy nizaka tamindreo hoe: "Noho izà, gne mpanora-dalàgna aby izay lasa mpianatry eo amigne fanjakane lagnitry da akoigne lelahy tompon-tragno raiky, izay magnavoky gne raha efa antitry sy gne raha vaovao avy amignehareny." \v 53 Avy eo rehefa nahavita gne fagnohara Jesosy, da niala tam'izà toera izà Izy.
|
Loading…
Reference in New Issue