auto save

This commit is contained in:
MAD134 2020-02-03 22:18:09 -05:00 committed by root
parent 5f0b161975
commit f9bb49b477
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ary indreo lehiben'gne mpisorona sy indreo Synedriona rehetra da nitadia fiampangà tsy marina manohitry an'i Jesosy, mba mety hahafahandreo mamono Anazy. Tsy nahita na ino na ino indreo, na da nisy mpijoro vavolombelo tsy marina avy aza tamin'gneo
Ary indreo lehiben'gne mpisorona sy indreo Synedriona rehetra da nitadia fiampangà tsy marina manohitry an'i Jesosy, mba mety hahafahandreo mamono Anazy. Tsy nahita na ino na ino indreo, na da nisy mpijoro vavolombelo tsy marina tonga aza tam'gneo. Ary afaky kelikely da nisy roy tonga nagnato tam'gneo ary nizàka hoe: " Afaky mandrava gne Tempolin'Andriamanitry Iao ary manangany