From f07f35cf3910bcc73c67d4759a369d88874786e4 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD134 <> Date: Sun, 2 Feb 2020 11:48:49 -0500 Subject: [PATCH] auto save --- 21/35.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/21/35.txt b/21/35.txt index 600ea07..19d9da8 100644 --- a/21/35.txt +++ b/21/35.txt @@ -1 +1 @@ -Fa nosamborin'ireo mpamboly voaloboky ireo mpagnompony, novangony fiky gne raiky, novonoiny gne raiky, da mbola notorahany vato gne hafa. Ary mbola, nandefa mpanompony hafa indraiky ilay tompon-tany, maro nohon'gne tamè voalohany, fa ninindreo mitovy aminizà evakoa. Taorian'izà, da nagniraky gne zanany lahitokany tany amindreo gne tompon-tany, nizaka hoe: " Hagnaza gne zanako indreo." \ No newline at end of file +\v 35 \v 37 Fa nosamborin'ireo mpamboly voaloboky ireo mpagnompony, novangony fiky gne raiky, novonoiny gne raiky, da mbola notorahany vato gne hafa. \v 36 Ary mbola, nandefa mpanompony hafa indraiky ilay tompon-tany, maro nohon'gne tamè voalohany, fa ninindreo mitovy aminizà evakoa. Taorian'izà, da nagniraky gne zanany lahitokany tany amindreo gne tompon-tany, nizaka hoe: " Hagnaza gne zanako indreo." \ No newline at end of file